Dikan'ny teny : hematozoera

Hampiditra dikany hafa
(fr. hématozoaire) a.: Karazana mikraoby bibikely mivelona ao anaty ran'ny olona voakaikitry ny moka atao hoe anofela, ka mararin'ny tazo, mafana sy mangovitra izay voany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069