Dikan'ny teny : helatra
Hampiditra dikany hafa
a: Hazavana mitsoriaka eny ana habakabaka amin'ny oram-baratra, tselatra. - t.i.f.: Manelatra, fanelatra, mpanelatra 1 anelarana, fanelarana 1 helatrelatra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha