Dikan'ny teny : heby
Hampiditra dikany hafa
Hebiheby a.: Fanetsiketsehana zavatra hisalovana ny fijery na ny lalan'ny hafa; fisakantsakanana amin'ny fivezivezena avy an-kavia na an-kavanana. - t.i.f.: Hebena, hebihebena, aheby, ahebiheby, voahebiheby, tafahebiheby 1 manebiheby, fanebiheby 1 anebihebena, fanebihebena 1 mihebiheby, fihebiheby, mpihebihebY 1 fihebihebena, ihebena, fihebena I mahahebiheby.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha