Dikan'ny teny : hebrio

Hampiditra dikany hafa
(fr. hébreu) a.: Anarana nentin'ny firenena Jody tany am-boalohany, avy amin'ny razam-ben'i Abrahama natao hoe Haber. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0084