Dikan'ny teny : hazotoana
Hampiditra dikany hafa
na Fahazotoana (zoto) a.: Toetran'ny olona mazoto; harisihana, faharisihana: Arakaraka ny fahazotoanao amin'ny asa no itomboan'ny karamanao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha