Dikan'ny teny : havozona
Hampiditra dikany hafa
(vozona) p.mt.: Hatreo amin'ny vozona ny halaliny. - F.-p.: Manao ranomaso havozona: mitomany be mangata-javatra amin'ny olona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha