Dikan'ny teny : havozo

Hampiditra dikany hafa
a.: Karazan-kazo mani-pofona. * Ohab.: Sakamalao sy havozo: samy mitondra ny hanitra ho azy: enti-milaza zavatra na olona roa samy mana-na ny maha-izy azy ka tsy misy ambony na ambany; na zavatra samy manana ny toetra azy manokana avy na dia samy tsara aza. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0078