Dikan'ny teny : havokavohana
Hampiditra dikany hafa
(hauokavoka) mt. ih. (havokavohy): Kapohina sady mafy no imbetsaka, kapohina atao vely kary: Nohauokavohà ny iiay zaza ka tsy tratra Rakoto nihazakazaka niaro ilay bitika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha