Dikan'ny teny : hatsatra
Hampiditra dikany hafa
a.: Malazo tonna vonivony toa manopy fotsy fa lany ra: Avy narary izy ka mbola hatsatra ny endriny. ΒΆ M.h.: Mivaloarika, mivolom-balalamaty, matroka, vasoka, malazo, maina, tsy marevaka, tsy misy renty.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha