Dikan'ny teny : hatevina

Hampiditra dikany hafa
Hatevenana (tevina) a.: Toetran'ny zavatra mate-vina: Lehibe ny hatevin'ny rindrina ka tsy atahorana ho re ao an'efitra ny resatsika. ~ Indrakely: Voatondro tala ny hatevin'ity hazo fisaka i-r9. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069