Dikan'ny teny : hatanjahana
Hampiditra dikany hafa
na Fahatanjahana (tanjaka) a.: Toetra ananan' ny olona matanjaka;manana herim-batana (mitovy amin' ny hoe "taniaka" ihany): Mbola ao anatin'ny taonan' nY fahatanjahana ianao izao, ka mahaiza manararaotra izany amin 'ny casa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha