Dikan'ny teny : hasiaka

Hampiditra dikany hafa
Fahasiaka (masiaka) a.: Ny toetran'ny olona lozabe na ny zavatra malaholaho: Tsy anerany ny hasiakan'ity sakay ity. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071