Dikan'ny teny : harana
Hampiditra dikany hafa
1.
a: Taho na zaran-javatra, zarana: Haran'angady.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
ft.: Fitadiavana, fikarohana sy fihazana. * t.i,f,: Haranina lmiharana, fiharana 1 iharanana, fiharanana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha