Dikan'ny teny : hantaina

Hampiditra dikany hafa
(hanta) mt. th. (han-tao): Angatahina mafy er?: Hantain'ny zanako aoka izany ny saribakolin'i Fara kelinao. ? Omena ny zayatra rehetra angatahiny, ampanaranim-po amin'izay rehetra tadiaviny: Hantainao loatra io zanakao io ka hahantra ianao any aoriana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0109