Dikan'ny teny : handrinina
Hampiditra dikany hafa
(handrina) mt. ih. (handrino): Jerena tsara manatrika amin'ny maso feno fandrahonana: Nohandriniko izy ka vaky nandositra
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha