Dikan'ny teny : handitra
Hampiditra dikany hafa
a.: Tsirom-boankazo tsy dia be ranony loatra. ? Fandokafana olona izaitsizy mba hahazoana fitia aminy, sitraka: Mila handitra amin' ny lehibe er? io tovotahy io. i t.i.f.: Manditra, handitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha