Dikan'ny teny : hamina

Hampiditra dikany hafa
1. a.: Lamba fotsy ary manify kely. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (t.tr.) a,: Hamaotinana, fiandriandrianana amin' ny fitafiana na amin'ny toetra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3. a.: Fipetrahana misonanina tsy misY ahiahy; toetra tony tsy manahy na inona na inona. - t.i.f.: Mihamina, fihamina, mpihamina 1 ihaminana, fihaminana 1 mahahamina / haminkamina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091