Dikan'ny teny : hamarinina

Hampiditra dikany hafa
(marina) mt. ih. (hamarino): Atao izay hahamarina azy: Hamarinina aloha ny tany uao manorina trano. ? Fotopotorana ny fahamarinany: Hamarino kely ny famerim-bola nomeko anao. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0112