Dikan'ny teny : hamaotona
Hampiditra dikany hafa
Fahamaotona (maotona) a.: Toetran'ny olona maotona, tsy mipelipelika, tsy taitaitra, tony tsara, tsy mandrivotra (andro): Ny hamaoton'ny andro.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha