Dikan'ny teny : hamalinana

Hampiditra dikany hafa
Fahamalinana (malina) a.: Fitsinjovana ny ho avy sy fisorohana ny 1oza na fahavoazana mety hihatra ka mahatonga hitandrina tsara: Fahamalinana ny mitondra elo amin'izao fahavaratra izao. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066