Dikan'ny teny : halamanjana

Hampiditra dikany hafa
a: Toerana malalaka, tsY misy miafinafina; tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay tomba fiteny hoe Eny an-kalamanfana: eny amin' ny toerana malalaka, tsy misy hazo manalokaloka na manaflnafina; eny an-karihary. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072