Dikan'ny teny : hadino
Hampiditra dikany hafa
mt. ih,: Tsy tsaroana: Hadinoko ny anaranao. - Tsy tsaroana ny niteny na ny nitondra: Hadino ny hafatra. / Hadino ny boky. - t.i.f.: Hadinoina, voahadino I manadino, fanadino, mpanadino 1 anadinoana, fanadinoana / mahadino 1 hadinodino.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha