Dikan'ny teny : governora

Hampiditra dikany hafa
(fr. gouverneur) a: Mpifehy ambony tamin'ny andro fahagasy taloha, mitovy amin'ny hoe komandy; tamin'ny andron'ny fanjanahan- tany, mpanao raharaham-panfakana nifehy nanarakaraka ny lehiben'ny distrlka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0635