Dikan'ny teny : goga
Hampiditra dikany hafa
p.t.: Antitra izaitsizY, tranainy, efa ela dia ais: Efa gaga marina Ingahy Rainikoto fa efa dimy amby zato taona. ΒΆ M.h.: Antitra, tranainy, konka,golagoay.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha