Dikan'ny teny : geboka
Hampiditra dikany hafa
a.: Fanaovana teli-moka fa tsy mitsako akory. i, t.i.f.: Ageboka, voageboka 1 mangeboka, fangeboka, mpangeboka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha