Dikan'ny teny : gaboka

Hampiditra dikany hafa
a.: Antontan-javatra, zavatra mifanongoa. - t.i.f.: Agaboka / managabokalfanagabokalanagabohana, fanagabohana / migaboka, figaboka, mpigaboka / igabohana, figabohana / mahagabokalgabogaboka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0212