Dikan'ny teny : forana

Hampiditra dikany hafa
(fora) mt, ih. (forano): Didiana foitra, atao hasoavana, tapahina, tsongoina: Noforana omaly ny zanak'anabaviko, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0975