Dikan'ny teny : fofofofo
Hampiditra dikany hafa
a.: Rivotra mitsoka mafy. 1 h.o.: Fanatonana an-kazakazaka mba hamely na hamono. 1 Hi.: Asa, fiezahana mafy. - t.i.f.: Mifofofofo, fifofofofo, mpifofofofo / ifofofofoana,fifofofofoana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha