Dikan'ny teny : fiziriziry
Hampiditra dikany hafa
(ziriziry) a,:Toetran' ny zavatra na olona miziriziry, izany hoe miridiridy, manao di-doha, mikiribiby,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha