Dikan'ny teny : fizaka
Hampiditra dikany hafa
1.
(zaka) a.: Fomba entina mizaka na miresaka.•p. t.: Azo zakaina na resahina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(zaka) a,: Fomba entina mizaka, na mitondra, miaritra. 1 p. t.: Azo zakaina,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha