Dikan'ny teny : fivoriana
Hampiditra dikany hafa
(vory) a,: Fihaonan' olona vitsivitsy na maro, miara-midinika momba ny zavatra iray na mihaino kabary na lahateny famelabelarankevitra: Isan'Asabotsy ny fivoriam-pokontany any aminay. / Anio misy fivorian' ny filankevitra mpizarazara mari-boninahitro, tarihin'ny filoham-pirenena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha