Dikan'ny teny : fivilavila
Hampiditra dikany hafa
(vilavila) o.: Toetran' ny olona na zavatra mivilavila, izany hoe miolanolana, tsy mahitsy fa melomeloka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha