Dikan'ny teny : fivesarana

Hampiditra dikany hafa
(uesatra) a.: Toetran'ny olona mitondra zavatra be lanja: Tsy afa-mihazakazaka aho noho ny fivesaran'ny entana ao an-damosiko. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1355