Dikan'ny teny : fiveravera
Hampiditra dikany hafa
(veravera) a.: Toetran'ny zavatra miveravera, izany hoe voatsikerakera, voavohavoha; toetran'ny olona miveravera, izany hoe mitavozavoza, tsy kinga.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha