Dikan'ny teny : fivarotana
Hampiditra dikany hafa
(varotra) a.: Fanakalozana vola ny zavatra, fandrantoana, firantoana:llana fahaizana ny fivarotana fa tsy ataotaofoana akory. ~ Toerana anaovana varotra:ltsy andrefana itsy ny fivarotan'i d adatoa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha