Dikan'ny teny : fivaingavainga

Hampiditra dikany hafa
na Fivaingavaingana (vaingauainga) a.: Toetran'ny zavatra mivaingavainga, izany hoe natao vaventy didy, vaventy tetika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1496