Dikan'ny teny : fitsoitsoy
Hampiditra dikany hafa
(tsoitsoy) a.: Toetran'ny olona na zavatra (volo) mitsoitsoy, izany hoe vonton-drano ka mifitsaka ary mitete rano.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha