Dikan'ny teny : fitsingoloka
Hampiditra dikany hafa
(tsingoloka) a.: Toetra na fomban'ny olona na zavatra mitsingoloka, izany hoe mirona ka ny loha no lasa ambany, na mitady hanambaka an-kafetsena, na mila vaniny amin'ny zavatra faran'izay madinika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha