Dikan'ny teny : fitsingevina
Hampiditra dikany hafa
(tsingevina) a.: Toetran'ny zavatra mitsingevina, izany hoe mikivilivily, misavilivily, na mikiraviravy, mikirazorazo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha