Dikan'ny teny : fitsingedana
Hampiditra dikany hafa
(taingedana) a.: Toetran'ny olona mitsingedana, izany hoe mandry mivalampatra, mitsotra toy ny amalo-maty.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha