Dikan'ny teny : fitsinganga
Hampiditra dikany hafa
(tsinganga) a.: Toetran'ny zavatra mitsinganga, izany hoe miainga ila: Maharatsy ny bikan'ny lohanao ny fitsingangan'ny volonao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha