Dikan'ny teny : fitsinanginangy
Hampiditra dikany hafa
(tsinanginangy) a.: Toetran'ny olona mitsinanginangy, izany hoe sahy ratsy be loatra, na midaondaom-bava.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha