Dikan'ny teny : fitsikarohana

Hampiditra dikany hafa
(tsikaroka) a.: Fihohazana, fihadianalavaka amin'ny tongotra aman-tanana: Ny fitsikarohan'ny akohonareo no nanimba ny tokotaninay. 1 Fanetsehana ny tongotra na ny tanana ao anaty rano: Loza izay fitsikarohany izay tamin'ny lomano fa tsy mbola nahazo voalohany ihany izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.007