Dikan'ny teny : fitsetsohana
Hampiditra dikany hafa
(tsetsoka) a.: Fahabasiam-bava, fanaovana teny tsy misy kitotony, fitsaontsaonam-bava, fipentsompentsonam-bava.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha