Dikan'ny teny : fitsetsatsetsa
Hampiditra dikany hafa
(tsetsatsetsa) a.: Fomban'ny afo mitsetsatsetsa, izany hoe mirefodrefotra noho izy voatondra-drano na menaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha