Dikan'ny teny : fitselaka
Hampiditra dikany hafa
(tselaka)a.: Fomban' ny zavatra mitselaka, izany hoe mirehitra tampoka sy vetivety, mitselatra, martjelanjelatra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha