Dikan'ny teny : fitselahana

Hampiditra dikany hafa
(tselaka) a.: Firehetana, famirapiratana, fanjelanjelarana, fitselarana: Ny fitselahan'ny hazavana auy amin'ny vatoafo ao anatin' ny haizina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.008