Dikan'ny teny : fitsehontsehonana

Hampiditra dikany hafa
(tsehontseho na) a.: Fitsaontsaonambava, tsy fahatanam-bava, fahamantam-bava: Mahasosotra ny mpiara-monina ny fitsehon tse honan-dRasoa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067