Dikan'ny teny : fitsaraingonana
Hampiditra dikany hafa
(tsaraingona) a.: Fisalovanana na fisosohana eo anoloan'olona. • Fanapahana tenin'olona, fitsatsaingohana. ~ Fitsabahana amin'ny raharahan'olona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha