Dikan'ny teny : fitsara-mizana

Hampiditra dikany hafa
na Lahi-mizana a.: Ilay fanjaitra eo afovoan' ny mizana milaza ny fahamarinan'ny lanja, rehefa ny eo afovoany marina tsara no tondroiny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071